Métier ce camps

Transcrição

Métier ce camps
Page 1 sur 3
METIERS DE CAMP
Navoakan’ny Conférence Générale
t@ taona 1929 navaozina t@ 2001
II-3-Fitaovan’ny tena manokana :
Sac à dos,lafika,antsy,sotro,kaopy,fasiana rano 1
litatra,Baiboly,lesona ,fandraisana naoty izay fonosina
ao anaty plastique,boussole,lampe de
Skill Level Grade 5 & + (Ami & +)
I-Famaritana :
Fahaizana mifehy ny lasy atao mifanaraka amin’ny
toetran’ny tany sy ny andro ary ny manodidina
II-Alohan’ny lasy :
Tsy maintsy fantatra mialoha ny toerana ilasiana,
ny fenitra dia 4 volana mialoha ny lasy no atao ny
reconnaissance nefa anajaran’se no mandinika
II-1 -Ireo tokony ho fantatra
aNy mombamomba ny toerana sy izay
manodidina ( tsena ,fahasalamana, ny mponina
,ny jiro,rano, serasera,ny filaminana, ny fitaterana
,aza adino koa ny miahaona amin’ireo manammahefana sy ireo mpitsabo any an-toerana ,…)
manaova listra mazava mba tsy hisy latsaka ,
tsarovy fa ny fanaovana izany amin’ny
antsimpirianany dia
mba
hienan’ny tsy
nampoizina
Poche,
trousse
des
secours,
tady
mafy,
afokasoka,fitaovana fidiovana,fiarovana amin’ny moka
,vola…
II-4-Fitafiana sy firakotra :
Lamba firakotra mafana1, akanjo entina eny ambony
fiara iray,akanjo iray entina rehefa mandeha tongotra
ary akanjo iray atao fisolo,akanjo ba laine iray, bas
kiraro iray isan’andro, impermeble maivana 1, kiraro
maivana ,satroka …
II-5-Ny fitaovan’ny patrouille :
Tente, lelan’ angady, famaky, trousse de secours,vilany,
ny sainan’ny tarika.…
N.B: *Na dia mafana aza ny andro dia aza adino ny
mitondra fitafiana mafana iomanana amin’ny fiovan’ny
toetr’andro
* Ny fitaovana maranitra dia atokany amin’ny
toerana iray toy ny fanalana volombava ,ny fanjaitra
fanjairana kiraro, ny antsy, ny fitondra ny famaky dia
apetraka amin’ny fehikobo avy ao an-damosina
b- Fidio ny toerana hametrahana ny lasy ataovy
amin’ny toerana tsy be rivotra, tsy ambany hazo na
be ala ,tsy kisilasila ary tsy dia lavitry ny rano
madio, tsara raha mitodika miantsinanana ny
varavaran’ny tente maba hidiran’ny masoandro
vao maraina
c- Ataovy sary (plan) avy hatany ny firafitry ny
fitobiana :ny tente, ny fivoriana ,ny WC,ny douche
…
d-Manomana trano na toerana hafa hitobiana raha
sedra ratsy be ny andro na zavatra hafa ka tsy
afaka mijaona ao anaty tente ny tanora
NB : * Ny mpisantatra dia ao anaty trano
mandrakariva no milasy
*Alohany lasy dia tsara raha miverina any antoerana se hanao fandaminana farany
II-2-Ireo fitaovana entina milasy :
Aoka hifanaraka mandrakariva amin’ny toetran’ny
andro sy ny faharetan’ny lasy ny fitaovana entin’ise
aza adino ny mandrakitra izany an-tsoratra
II-6- Ny sakafo:
Ny sakafo voalanjalanja,sy nomanina amin’ny fomba
tsotra dia hanome hery sy fahasalamana ny isambatan’olona ,ataovy hita ao amin’ny sakafo ny
loko:mavo,maintso,fotsy,mena
Ireto misy ohatra vitsivitsy:
-Lasopy vita amin’ny olatra
-Potsik’ovy , sy lasary karoty
-Petit pois sy karoty
-Godrogodro natao amin’ny dibera....
NB: *Mora entina kokoa ny sakafo nohamainina ka
tsara raha ireny no atao maro toy ny :olatra, anana,
légume nohamainina, ,vovondronono,..voaloboka
nohamainina,biscuit mamy ...
Asa manavanana « Métiers de camp » Grande zone 6 et 11 / 2010 - Cheftaine Antsa RAKOTOARISOA
Page 2 sur 3
*Alohan’ny fiaingaina : Aza adino ny mandray ny
n° télephone ny mpitarika sy ny manome azy ireo
koa ny anareo
III-Fitsipika atao raha sendra very :
1- Tony tsara
2- Ampiasao ny boussole ahafantarana izay
aleha,ny carte
3- Eritrereto tsara ny toe-javatra rehetra dia
mivavaha Andriamanitra mahalala izay
misy an’ise
4- Ezaho tadidiana ny lalana vao avy
nalehanareo teo
5- Ezaho ho hita ny lalana miverina
6- Miakara eo ambony hazo na toerana
ambony mba ahitana izay toerana efa
mahazatra
anareo
ohatra:sinibeandrano.,renirano..
7- Antsoy ny mpitarika raha misy ligne
téléphone
8- Raha toa ka hitanareo fa mbola very ihany
ianareo dia mijanona eo amin’ny toerana
misy anareo dia mitoera eo, mandreheta
afo ary manaova fialofana raha handany ny
alina ary mivavaha mandrakariva fa ho avy
ny fanampiana
IV-Fandaminana ny toby filasiana
a--Araho
arak’ilay
plan
napetraka
tany
amboalohany ny firafitry ny toby mba hanamora ny
fandaminana raha tsy dia misy fiaovana loatra
2-Voasoroka tsara ny manodidina ny fatana ;1 metatra
fara faha keliny
3-Ny afo mirehitra be eo am-boalohany dia mora maty
fa ny afo somary midonan-tsetroka avy eo mirehitra
tsikelikily no maharitra
4-Aza atsipy ao anaty afo reo fako, hafa tsy ny hoditra
voasary izay manome fofona manitra sy afo
mahafinaritra
Tsy azo atao ny mampirehitra afo ao ambany hazo
5-Raha tsy misy rivotra be dia aza vonoina ny afo ao
aorian’ny sakafo fa saromy vato fa ny lavenona mafana
mbola mitahiry ny afo dia ho mora ho an’se ny
mamelona azy avy eo
6-Tsy mahazo manapaka hazo raha tsy mahazo alalana
avy amin’ny lehibe eo amin’ny tanana
7-Atsangano manodidina ny fatana ny kitay mba ho
maina tsara ary sarony amin’ny alina mba tsy ho lena
NB :*Fomba fandaminana ny kitay ary saronana
rehefa amin’ny alina
*Refa tsy ampiasaina ny famaky dia ampetraho eo
amin’ny ilay hazo natao hamakiana kitay
b-Asio fefy ny manodidina, apetrao ny tatatra ho
fiarovana amin’ny rano, sorohy ny manodidina ho
fiarovana amin’ny afo
c-Ny fako dia ariana amin’ny toerana iray
d-Fadio ny manapaka hazo tsy nahazoana alalana
avy amin’ny tompon-toerana
V-Tori-marika ho amin’ny fandrehetana afo:
1- Atao amin’ny toerana voaharo amin’ny rivotra
raha tsy maintsy be rivotra dia arehitra ambany
rivotra “sous le vent”
VI- NY AFON-DASY LEHIBE
VI-1-Ny toerana:
-Mifidiana toerana malalaka tsara , aza atao eo ambany
hazo anefa
-Diovy tsara ny toerana anaovana ny afo (fafao ny
ravina maina sy ny hazo ..)ary atokany ain’ny toerana
iray fa ampiasaina avy eo
-Raha tany feno bozaka no ampiasaina dia hadio ny
bozaka miaraka amin’ny tany ataovy carré ary atokany
amin’ny toerana iray satria averina ireo rehefa vita ny
afo.
Asa manavanana « Métiers de camp » Grande zone 6 et 11 / 2010 - Cheftaine Antsa RAKOTOARISOA
Page 3 sur 3
VI-2-Ny kitay:
Kitay maina no ampiasaina tsy mampiasa hazo lena
na boboka
VI-3-Ny afon-dasy:
-Fivoriana miavaka , manokana voahomana tsara
mialoha ny toerana anaovana azy ,ny toeran’ny
patrouille tsirairay ,ny fitoeran’izay nasaina ,ny
toerana misy ny kitay,
-Ny mpanatrika dia apetraka mandrakariva ao
andamosin’ny rivotra mba tsy ho any aminy ny
pitik’afo
-Eo anelanena’ny mpanatrika sy ny afo dia asio
toerana malalaka ilalaovana “l’aire du jeu”
-Tendreo ny mpitarika ny lalao sy mpiambina ny
afo mba hampirehitra sy hijery ny afo
- Na dia efa natao aza ireo fiarovana amin’ny afo
dia manomana seau misy rano hanondrahana ny
afo raha sedra mirehitra tafahoatra na mihitatra
NB :raha afo-dasy kely na veillé dia manodidina ny
afo ny patrouille
Ny afo-dasy
1- Ataovy mihendrika piramida ny kitay kely
maina tsara ary asio lavaka hidirany rivotra
sy ilay taratasy ampirehatana ny afo sary 1
2- Rakofy taratasy na zavatra mora mirehitra
ilay pirámide aza adino mandrakariva ny
manisy lavaka idiran’ny rivotra sary 2
3- Atangano eo indray ny hazo maina kely
lava zay vao mialehibe,aza adino ny
fidiran’ny rivotra sary3
4- Rehefa hitan’se fa ampy ny hazo
natsangana dia rafeto amin’izay ny feu de
camp carré izany hoe mba hiazonana ilay
pyramide dia asio hazo lehibe mifanaingina
ny manodidona azy izay miakely ny
ambony sary 4
Fatorana amin’ny tariby mba tsy hirodana avy
eo
VI--Fandrehetana ny afo:
a- Miova araka ny toe-javatra mitranga fa ity
misy toro hevitra
-Ilay taratasy ampirehetana ny afo dia gazety
nahorona tsara sy nofatorana toy ny manao saosisy
tamin’ny tadina pelote ary efa nalona tao anaty
paraffine vokatra azo avy amin’ny petrole 24 ora
mialoha avy eo namainina
- Maka hazo izany nofonosana lamba misy savoka ,
petrole …ny lohany ary arehitry ny mpiambina ny
afo atsangany ambony avy eo dia apetrany eo
amin’ilay gazety mitsofoka ao amin’ilay kitay
sary 4
-Rehefa mirehitra ny afo dia alatsak’ilay piambina
ny afo ao amin’ilay piramide ilay hazo
nampirehetana ny afo
- Ho fikojakojana ny afo ny mpiabina ny afo dia
mametraka kitay lehibe na kely eo amin(ny toerana
izay efa lanin’ny afo raha azo atao dia atsangana
mandrakariva sy mba iakaran’ny afo ambony
hatrany
- Arakakaky ny fanadaharam-potoana ,ny
mpiambina ny afo dia afaka maimpy kitay kely
maina ao aty afo mba hampiavaka na ampirehitra
azy kokoa ny afo mifanaraka ilay fotoana miavaka
b-Fandokona ny afo:
Miafanaraka ny fiovan’ny fandaharam-potoana ny
mpiabina ny afo dia afaka mandoko ny lelefo
amin’ny fanipazany fonosana sachet efa vita
mialoha :
- vovoka camphre izay manome loko fotsy
- vovon-tsira izay manome loko mavo
-vovoka soufre izay manome loko manga
NB:
• Mba ahazahoana loko tena mahafinaritara
dia afangaroy amin’ny “salpêtre” ny
vovoka tsirairay ary ataovy mitovy ny
habetsany
• Tsy maintsy fonosana sachet ireo vovoka
ireo vao atsipy ao anaty afo
• Asio marika ilay sachet mifanaraka amin’ny
loko avoakany
VII-Famonoana ny afo
-Kirakirao amin’ny alaln’ny hazo ny afo avy eo
tondray rano atokany ny apaporohina
- ny ampitso maraina dia esory tapaporohina ary
diovy tsara , avereno eo ilay avereno eo ilay bosaka
nosorohina ary tondray rano tsara
NB Tsarovy fa mpiaro ny tontolo manodidina ataovy
mitovy tami’ny nahatongavana ihany ny toerana
ialana (esory ny fako , ny sachet dia tena mnimba
ny tontolo iainana )
Asa manavanana « Métiers de camp » Grande zone 6 et 11 / 2010 - Cheftaine Antsa RAKOTOARISOA

Documentos relacionados

The Prodigal Son Malagasy CB

The Prodigal Son Malagasy CB tazan’ny rainy. Nihazakazaka, nitsena azy tam-pifaliana ilay ray. Nanoroka, namihina azy.

Leia mais

fiofanana natao ho an`ireo tompon`andraikitra ao amin`ny

fiofanana natao ho an`ireo tompon`andraikitra ao amin`ny Fizarana faha-VII: momba ny fanaraha-maso ny fitantanana Ny Vaomiera Manokana ny famindram-pitantanana dia manao ny fanaraha-maso mikasika ny fikojakojana, ny fiarovana ny tambajotra Manao tatitra ...

Leia mais

ADRIAMANITRA DIA MAZAVA (FAHAZAVANA).

ADRIAMANITRA DIA MAZAVA (FAHAZAVANA). indray avy eo. Niverina in-telo io trangan-javatra io ary hita mazava tsara avy eny an-tanàna. Ny ankizy tao am-pianarana aza dia navoaka 45 minitra aloha mba hijery an’io trangan-javatra io. Nanom...

Leia mais

The Acts of the Prophet. Rev. Pearry Green. Chapter 6. Malagasy

The Acts of the Prophet. Rev. Pearry Green. Chapter 6. Malagasy fahaenina dia eo andala-pahatanterahana. Inona no manakana ny Fiangonana Katolika tsy haka an’i Amerika? Avy eo dia mbola nangatahin’ilay feo ihany Rahalahy Branham mba hijery fanindroany. Rehefa n...

Leia mais

1 - Akamaihd.net

1 - Akamaihd.net Tsy nisy namelany ny tenin ny fahamarinana, nefa tamimpitiavana mandrakariva no nanaovany izany. Nampiasa fahakingan-tsaina ambony indrindra misy fitandremana feno fiheverana sy halemempanahy Izy, ...

Leia mais