RABESAHALA Marie Gisèle Aimée
Transcrição
RABESAHALA Marie Gisèle Aimée Extrait du Madagascar-Tribune.com http://madagascar-tribune.com/RABESAHALA-Marie-Gisele-Aimee,16085.html RABESAHALA Marie Gisèle Aimée - Annonces - Filazana manjo - Date de mise en ligne : mercredi 29 juin 2011 Madagascar-Tribune.com Copyright © Madagascar-Tribune.com Page 1/3 RABESAHALA Marie Gisèle Aimée Amin'alahelo lehibe no ampandrenesanay ny nahalasana'ny Malalanay : RABESAHALA Marie Gisèle Aimée (GISOU) Mpanorina sy Filoha Nasionaly FIFANAMPIANA MALAGASY Mpanorina sy mambran'ny Komitin'ny Fanoratana Gazety IMONGO VAOVAO Mpanorina sy Sekretera Jeneraly, Mpanolontsaina Politikan'ny Antoko AKFM Mpanorina ny Antoko UPM (Union du Peuple Malgache) Mpanorina ny Sendika FISEMA sy filoham-boninahitry ny Sendika FISEMARE Mpanolontsainan'ny Tanànan'Antananarivo Renivohitra Solombavam-bahoakan'i Madagasikara Minisitry ny Fanolokoloana sy ny Zavakanto Revolisionera Filoha Lefitry ny Antenimieran-doholona Mambra ny komisiona Mpikarakara ny Mpitolona 1947 eo anivon'ny Fifanampiana Malagasy Grand Officier de l'ordre National Malgache Grand Croix de 2ème Classe de l'Ordre National Malgache Ordre de l'Amitié des Peuples URSS Ordre de l'Amitié des Peuples RDA Ordre de l'Amitié des Peuples Vietnam Ordre Ana Bettencour - Cuba Médaille d'Or de la Paix Joliot Curie du Conseil Mondial de la Paix Copyright © Madagascar-Tribune.com Page 2/3 RABESAHALA Marie Gisèle Aimée Hoy : Ny taizany : RABESAHALA Dominique Ny mpiray tampo aminy Ny zanaky ny mpiray tampo aminy Ny havany avy amin'ny rainy Ny havany avy amin'ny reniny Ny razana dia hiala ao amin'ny Foibe-toeran'ny FIFANAMPIANA MALAGASY ao Ampandrana Lot II V 102 A ny zoma 01 jolay 2011 amin'ny 1 ora tolakandro ary haterina eny amin'ny fasan-drazany eny Ambohinierenana Ambohimanga-Rova. Copyright © Madagascar-Tribune.com Page 3/3
Documentos relacionados
RAMAHOLIMIHASO Rahaga - Madagascar
RAMAHOLIMIHASO Claire sy ny zanaka aman-jafiny Terak'Itpkl RAMAHOLIMIHASO Andrianampy sy Itpkv RAMERISON Francine RABEMANANTSOA Marcel sy ny zanaka aman-jafiny
Leia maisRI UGBM lany t@ Zaikabe 2007 - Groupe Biblique Local Sambava
+ ny voalohany, amin'ny Oktobra na Novambra: fandaniana (validation) ny tatitra farany (rapport final) ataon'ny Tonia UGBM ary fanitsiana ny programan'asa sy teti-bola (raha ilaina) + ny faharoa, a...
Leia maisNom du document - Banque Centrale de Madagascar
- Ny sary famantarana atolotry ny mpifaninana miaraka amin’ny fanazavana fohy dia tokony atao anaty valopy A4 mirefy 22 sm x 32 sm tsy miforitra, miaraka amin’ny soratra hoe “Fifaninanana Sary Fama...
Leia maisfamintinana ireo vaovao nisongadina nandritra ny
manampy amin’ny fanarahana akaiky ireo endrika korontana samihafa manerana ny nosy taterin’ny haino vaky jery. VAOVAO NISONGADINA FAMETRAHANA NY FEPETRA MOMBA NY FILAMINANA Ny raharaha momba ny fil...
Leia maisfamintinana ireo vaovao nisongadina nandritra ny
Herinandro vitsivitsy taorian’ny fanambarana nataon’ny ambasadaoron’i Frantsa, dia nivoaka tamin’ny fahanginany ihany ny fitondrana Rajaonarimampianina. Ny Filoham-panjakana dia namory mpanao gazet...
Leia maisTorolalana ho an`ny Ben`ny tanana, 2000
3 IREO TOMPON'ANDRAIKITRA AO AMIN'NY KAOMININA.......................................... 16 3.1 NY FIFIDIANANA NY MPANOLONTSINA SY NY BEN'NY TANÀNA…………………….16 3.1.1 Fanaikana ny mpifidy………………………………...
Leia mais