How to make a boomerang
Transcrição
Andeha isika i Boomerang! Prof. Yutaka Nishiyama Osaka University of Economics, Japan [email protected] Refy Tsy misy izay tsy afaka manao izany! Andeha isika hanandrana zavatra hafa. Zoro miforitra miakatra Ny fomba fanidinany Ataovy mihaotra kely mankany ambony. Ny boomerang dia miodina mivadika mihoatra ny famataranandro ho an’ny kavanana ary manaraka ny famataranandro ho an’ny kavia, ary manidina mahitsy marina maso. Ny halavirana hanidinany dia 3-4 metatra, ary ny fotoana hanidinany dia 1-2 segondra. Ny fanaovana azy 1. Makà baoritra matevina iray (0.5-0.7mm). 2. Apetraho eo ambonin’ny baoritra ny papier carbone; dia apetraho eo ambonin’ny papier carbone ny modelin’ny boomerang . 3. Araho eo amin’ny papier carbone amin’ny penina ny endrikin’ny boomerang. Aza adino ny manaraka ny tsipika tapatapaka manaraka ny elatra! Ny fomba fisamborana azy (1) ny zoro (10-30 degres) dia miforitra miakatra. Ny boomerang dia miverina mandry marin-drano, ataovy mifanelanelana 30 cm ny tananao ary sambory haingana amin’ny fela-tananao ilay boomerang. 4. Manoràta marika eo amin’ny anoloana mba anavahana azy amin’ny aoriana. 5. Tapaho madio amin’ny hety ilay baoritra misy ilay boomerang. 6. Apetraho amin’ny toerana fisaka ilay boomerang ary raha toa ka miforitra dia ahitsio. 7. Makà fitsipika dia apetraho eo amin’ny tsipika tapatapaka. Soraty tsara matevina in-droa na in-telo amin’ny penina ny tsipika tapatapaka mba ahazoana mamoritra ny elatra moramora kokoa. 8. Aforety amina zoro 10-30 degres miakatra. (Raha kavia ianao, dia aforety midina) Tandremo! Mety tena mampidi-doza ny boomerang! Aza hatsipy aman’olona, ary tandremo tsara tsy hisy olona manodidina rehefa manipy boomerang. (2) Ataovy mihaotra kely mankany ambony. Ny fomba fanipina azy Anoloana 1.Hazòny anelanelan’y ankihibe sy fanondro ny elatry ny boomerang iray, ny anoloana no manatrika anao (raha kavia, dia ny aoriana no manatrika anao) . 2. Hazòny mitsagana ilay boomerang. 3. Rehefa manipy ilay boomerang ianao, raha vao andefa azy ianao, dia ahetseho tampoka ny hato-tananao mba afahan’ilay boomerang mihodikodina bebe kokoa. 4. Atsipiho mahitsy marina maso ohatran’ny manipy zana-tsipika ilay boomerang. Ny halehibe ankehitriny no aseho eto. 20cm 1 Malagasy Page 1 Nahoana no miverina ny Boomerang? Ahitana momba ny Boomerang Association Rehefa manidina mitsangana eny an-danitra ny boomerang dia mihodikodina koa. Rehefa mihodikodina izy ary mandroso eny an-kebakebaka dia ny hafainganam-pandehan’ ny elatra eo ambony dia lehibe kokoa noho ny elatra eo ambany. Ny tsy fitovian’ny hafainganam-pandeha dia mitondra tsy fitovian’ny fanaingàna: ny elatra ambony dia miainga bebe kokoa mihoatra ny elatra ambany. Ary satria ny boomerang dia miodina amina axe ary ny fanaingàna dia lehibe kokoa eo an-tampon’ny fihodinana, izany dia midika fa ny hery nampiasaina dia miteraka ny fandehanan’ny boomerang miodina eny ankavia, dia Japan Boomerang Association(JBA) Kansai Boomerang Network (KBN) United States Boomerang Association(USBA) http://www.jba-hp.jp/ http://www.kbn3.com/ http://www.usba.org/ mahatonga ilay boomerang hiverina. Mitovy amin’ny toupie io, izay mihodina mba tsy hianjera. Izany dia atao hoe precession gyroscopique. Herin’ny precession Axe precession Fandehanana eny aloha Axe torque Hafainganam-pandeha lehibe Axe fihodinana Hery fanaingàna lehibe Axe fihodinana Fiadanam-pandeha Hery fanaingàna kely Torque Fig.1 Fanazavana ny fihodinana amin’ny havia Fig.2 Fitsipikin’ny havanana Malagasy Page 2 2
Documentos relacionados
Présentation PowerPoint
Fidinao miaraka amin’ny mpitsabo ny fomba hampitsaharana vohoka, arakaraka ny anona maro samihafa (haelan’ny vohoka, toe-pahasalamana, sns.). IVG AMIN’NY FANAFODY Fomba izay misy fihinanana pilina ...
Leia maisANDRO MANOKANA FIFADIAN-KANINA SY FITOLOMANA
foana ny fananany,manobatoba ireo taonany sarobidy,manobatoba ny herin'ny sainy sy ny fony sy ny fanahiny ka miasa hahafaty antoka ny tenanay ho mandrakizay. Ny olona izay misaraka amin'Andriamanit...
Leia maisfamintinana ireo vaovao nisongadina nandritra ny
hevitra kosa ny mpanao gazetin’io haino aman-jery io manoloana izany filaza tsy ara-dalàna izany. Tao tampon-tanànan’i Toliara, niely ny tsaho fa ny kandidà Jean Rabehaja izay notohanan’ny antoko H...
Leia maisNom du document - Banque Centrale de Madagascar
izy no tompon’ny sangan’asa. Ny sary famantarana dia tsy mahazo mitondra loko politika, na antokom-pivavahana, ary tsy manakihana ny zon’ny mpamorona. Ny Banky Foibe dia tsy tompon’andraikitra amin...
Leia maisADRIAMANITRA DIA MAZAVA (FAHAZAVANA).
Ezekiela 1:4 “Ary hitako fa, indro, nisy tafio-drivotra avy tany avaratra, dia rahona lehibe sy afo mifandrambondrambona, sady nisy namirapiratra manodidina azy; ary avy teo amin'ny afo dia nisy o...
Leia maisHarambaton`i Sabino.
mpanjaka. (Nataony matetika tamin'ny farapàran'ny fanompoany io, fampahatsiahivana ny olona hoe iza no mampiseho ny nofin'izy ireo aminy, antsipirihiny izay adinon'izy ireo. Na dia izany aza dia t...
Leia mais